Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Reasaka mimi / piso / chat :-)

Messages recommandés

Nanao remarques fa efa betsaka ny infos mandédé eo amin'ny piso ka lasa tsy voasoratra ato am'forum tsony ka lasa tsy maharaka izay tsy miditra piso. Any ka ho an'izay mijery ny forum isak'alina D variana fa lasa mangigina B ny ato fa tsy misy post firy tsony moa kouh ny info tsy misy tsony. nefa eto Dia maresaka B mintsy dans la journée ary bé dia bé tokoa ny infos voazara.

Ny hevitra D aleo ry zalah isakin'ny misy info miainga eo @ piso D havadika ho post mba hafahan'ireo hafa maharaka tsara sy manao comment koa.

Ohatra am'izany ny resaka transfert fiara (na rumeurs aza), ny programma tsika rehefa misy rencontre na fivoriana.

Hevitra ihany iny fa teneno ra tsy mety.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Merci vice- prez annnnn!! cheerscheers ..d alefao @zay ary lé info e!!!!! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena anisany victime amzany ny tenanay fa tahakany tsy de tena maharaka vaovao tsony sady vo maika koa mou tsy made fivoriana. Sad
Ampitampitao e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ary ahona koa aloha reo olona be dia be micommande chemiz so6 reo e?? iza dodoly reo???

ka hitany kosa leiz hoe mafinaritra dia mba envieux izy eeee !!!!!!..hihihi.....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

il ne faut pas convoiter le bien d'autrui nge e! Laughing na so6 ry zalahy na tsy so6 dia mitady aby

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...